|
|
|
|

Entry1  takalom-patsa vidimpihinanana
Elementary words  2  takalo, 3  patsa, 4  vidy, 5  fihinanana
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao [1.1]

Updated on 2025/09/12